Very
reko, Fy & His Band
Popularity ยท Low
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Sombiny avy aminy Aiko?
Izay ahy dia anao
Lazaiko foana hoe ianao lalaiko
Nefa adinonao
Ianao ilay zanakin'ny fitiavana
Ilay tokony hizara indray no mangetaheta
Tinao ho faly izay rehetra mitazana
Ka reraka ianao manakatra lenta
Ny maha-ianao anao
Toa very
Ilay fitiavako anao
Lazainao mistery
Mora maratra ianao
Mora sorena kely
Izao tontolo izao
Lasa tinao hiodina aminao irery
Ou ou ou ou...
Izao rehetra izao sombinaiko
Nataoko hanjakainao
'Zay rivotra mitsoka indray
No mibaiko ny fomba fiainanao
Tsy misy hitanao ny harembe
Efa an-tanana
Toy ny mahantra ny fonao manjroretra
Mitodika avia, mitodika avanana
Sady te hiavaka no te
Hitovy @ rehetra
Ny maha-ianao anao
Toa very
K'ilay fitiavako anao
Lazainao mistery
Mora maratra ianao
Mora sorena kely
Izao tontolo izao lasa
Tinao hiodina aminao irery
Trondro kely misoeby
Milomano avy lavitra ianao
Tsy tonga saina f'izaho anie
No rano izay manelika anao
Mitrakร kely aloha
Avereno amiko ny masonao
Ny maha-ianao anao
Toa very
K'ilay fitiavako anao
Lazainao mistery
Mora maratra ianao
Mora sorena kely
Izao tontolo izao lasa
Tinao hiodina aminao irery
Hiodina aminao irery
Hiodina aminao irery...
Sombiny avy aminy Aiko?
Izay ahy dia anao...