Skip to content
Lyric
Dive
Public playlists
My playlists
Search
Sign in
Io Aho Io
REKO BAND
Popularity ยท Low
+
๐ฒ๐ฌ Malagasy ยท Original
0
0
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Original
Translation
Bilingual
Ireo manodidina ahy mahalala tsara
Fa miezaka aho manao izay azoko atao, mba
Ho tsara fanahy sy mikarakara
Miezaka aho manao izay tokony atao
Mba ampifaliana ireo namana sy fianakaviana
Noezahiko nampiana
Ireo rehetra nifanena noezahiko nomena fitia sy fahendrena
Fa tsy ampy foana anefa izay atao
Fa misy foana ny hoe izao sy izao
Ka reraka sy kivy aho
Miezaka manakatra izay rehetra endrasan'ny rehetra
Oooooo
Tsy misy natao ho andevoizin'izay mety ho eritreritry ny hafa
Io aho io tsy voatery hety amin'ny rehetra
Oooooo
Miady amin'ny fahalemena miezaka manao ny tsara ihany fa
Io aho io tsy voatery hety amin'ny rehetra
Tohizako ny ezaka sy ny hazakazaka
Na ho any na tsy ho any
Izay faly de faly
Tohizako ny ezaka sy ny hazakazaka
Na ho any na tsy ho any
Izay faly de faly
Tohizako ny ezaka sy ny hazakazaka
Na ho any na tsy ho any
Izay faly de faly
Tohizako ny ezaka sy ny hazakazaka
Na ho any na tsy ho any
Fa ampifaliana ireo namana sy fianakaviana
Ho ezahiko ampiana
Ireo rehetra hifanena ho ezahiko omena fitia sy fahendrena
Fa nisy niova nefa anatiko ao
Ny fifaliako tsy miankina amin'izay izao sy izao
Fa tsy vitako ny ahafapoa ny olona rehetra
Oooooo
Tsy misy natao ho andevoizin'izay mety ho eritreritry ny hafa
F'io aho io tsy voatery hety amin'ny rehetra
Oooooo
Miady amin'ny fahalemena miezaka manao ny tsara ihany fa
Io aho io tsy voatery hety aminareo
Oooooo
Tsy misy natao ho andevoizin'izay mety ho eritreritry ny hafa
F'io aho io tsy voatery hety aminareo
Oooooo
Miady amin'ny fahalemena miezaka manao ny tsara ihany fa
Io aho io tsy voatery hety aminareo
ย