Skip to content

Tsy mila hafa - Radio Edit

Spydee
Popularity ยท Low

YouTube

Searching YouTube...

Lyrics

(Voix off) ...Tsy mbola misy miova... รดoรด Toa tsaroko foana 'Lay ora nifahankalalako taminao Ieny fa na dia teny ny fotoana Toa mbola tsy afaka ato an-tsaiko iany hatraminy zao Fijery nifanena Toa segondra roa na telo fotsiny ihany Tsiky iray tsy haiko no fefena No naha tonga izaho ho latsa-paka taminao Asa na ianao tokoa va re no tena tsara, Asa tokoa ve na izaho no mora babo Tsy mba nahay nandร  Asa na ianao tokoa va re no tena kanto, Na izaho no mora tia Henika aho fa ao aminao daholo ny hatsarana Nokasaiko rehetra Fahaizana, hatsaran'tarehy sy ny hatasaran'toetra Fa tsy ny hatsaranao, fa ilay fo mitempo ao anatiny ao No miantso inty foko mbola tia Fa mbola ilaiko foana ianao, ho faniriko Mbola tsisy niova mintsy lay ftiavako anao Ilay nofidiko hifampizara ny hafaliako Na fotoana vitsy monja aza no ahitako anao Ny fijaliako lavitra ahy Ny fahoriako anao Raha mbola ianao no mila sy tia ahy Matokia ianao f'izaho tsy hiova fo Fa mbola hitia anao Omaly aho nieritreritra Mety mihena ve ny lanja ny fitia Nandinika anao de lasa saina Mba ho inona moa aho raha tsisy an-ndry Fa na de mifamaly aza isika Miadiady ka mifandratra fo Mahatsiaro irery sady mangatsiaka Raha vao tsy eo ianao Miady saina, ka mila ho vaky loha Asa na ianao tokoa va re no tena tsara, na izaho no mora babo Ka tsy mba nahay nandร  Asa na ianao tokoa va re no tena kanto, na izaho no mora tia (Efa lasa anao daholo) Efa lasa anao tokoa Ny ato ampoko sy ny saiko rehetra (ny ato ampoko manontolo) Fitiavana nantolotro tsy mba manam-petra (efa nahafoiko omeko anao) Fa foiko omeko anao Ilay fo mitempo ao anatiko aho (famenony ilay fonao efa tia) Fa mbola tiako foana ianao, ho faniriko Mbola tsisy niova mintsy ny ftiavako anao Ilay nofidiko hifampizara ny hafaliako Na fotoana vitsy monja aza no ahitako anao Ny fijaliako lavitra ahy Ny fahoriako anao Raha mbola ianao no mila sy ho tia ahy Matokia ianao f'izaho tsy hiova fo Fa mbola hitia anao Fa mbola tiako foana ianao, ho faniriko Mbola tsisy niova mintsy ny ftiavako anao Ilay nofidiko hifampizara ny hafaliako Na fotoana vitsy monja aza no ahitako anao Ny fijaliako lavitra ahy Ny fahoriako anao Raha mbola ianao no mila sy ho tia ahy Matokia ianao f'izaho tsy hiova fo Fa mbola hitia anao Toa tsaroko foana 'Lay ora nifahankalalako taminao Ieny fa na dia teny ny fotoana Toa mbola tsy afaka ato an-tsaiko iany hatraminy zao Ilay fijery nifanena Toa segondra roa na telo fotsiny any Ilay tsiky iray tsy haiko no fefena No naha tonga izaho te ho tafa latsa-paka taminao