Tsy Afaka
Nate Tex
Popularity ยท Low
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Raha volana mpamitaka iny tsy omeko anao
Fa efa maro no nodifiany niala maina teo
F'ataoko fifaliana ho ahy ny tsikitsikinao
Hitoetra, hiezaka mafy aho inty fonao tsy haratra
Ho tratra, lay tanjona hoe
" tsika eo foana, tsy ho resi'ny elanelana, tsy ho resin'ny fotoana"
Fa zao aloha sady manonofy satria valaky ny ketrika
Dia hikalokalo indray hoe
Te ho any aho fa tsy afaka eh
Ny alahelo anao aloha zao no masร ka
Aza manahy fa raha solafaka aho
Tsy ho soloiko anjara fa efa feno ny fo
Dia antsoitsoy matetika fa mafy ny aty
Indrindra masoandro milentika tsy eo anilandrie
Andefaso fampaherezana amin'ny simeso akia
Fa mitady miketrika ny hangalana ny tananao
Fa ny hร ka anao koa tanjona efa elaela ihany
Mbola hasarotin'ny fisian'ny elanelan-tany
Nefa hiafiko sy hikipiako na dia te hankร ny
Vitan'ny hafa ve ry tiako??? "Vitan-tsika zany"
Ho tratra 'lay tanjona hoe
"tsika eo foana, tsy ho resin'ny elanelana, tsy ho resin'ny fotoana"
Fa zao aloha sady manonofy satria valaky ny ketrika
Dia hikalokalo indray hoe
Te ho any aho fa tsy afaka eh
Ny alahelo anao aloha zao no masร ka (ao an-doha)
Aza manahy fa raha solafaka aho
Tsy ho soloiko anjara fa efa feno ny fo
Dia antsoitsoy matetika fa mafy ny aty
Indrindra masoandro milentika tsy eo anilandrie
Andefaso fampaherezana amin'ny simeso akia
Fa mitady miketrika ny hangalana ny tananao