Raha Avelanao
Farao
Popularity ยท Low
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Avelanao aho ve
Raha mba hanonofy kely,
Hitantara amin'ny fihetsiko
Hoe afaho aho fa mjaly?
Indrisy mantsy aho
Tsia tia hakany intsony,
Satria ireo zioga efa nentiko
Anie tena mafy ihany
Ka avelanao aho ve?
Avelanao aho
Sa ve tsy mety re?
Raha avelanao aho
Dia
Mba mety hoe mba any aho
No andeha hamikitra e
Menatra aho no
Sady koa tia hanampoitra angamba
Te hanafatra ihany e,
Izaho hitanao bandy iray
Toa mba tsotsotra nefa,
Izaho solafaka ihany e
Rehefa tonga any aho,
Hila vonjy e
Aleo hanonofy kely
Hasambarana hoy aho
Tena ho any aho,
Minitra monja e,
Mino aho fa rehefa any aho
Vao hahatsapa azy ianao
Misy ary ve hitoerako oh!
Sa aleo avelako ho nofy ihany ny ahy?
Na izaho hilaza aza menatra oh ou oh!
Te handroso aho fa misy ahiahy
Avelanao aho ve
Raha mba hanonofy kely,
Hitantara amin'ny fihetsiko
Hoe afaho aho fa mijaly?
Indrisy mantsy aho
Tsy tia hankany intsony,
Satria ireo zioga efa nentiko anie
Tena mafy ihany
Ka avelanao aho ve?
Avelanao aho
Sa ve tsy mety re?
Raha avelanao aho
Dia
Mba mety hoe mba any aho
No andeha hamikitra e
INSTRUMENTAL ...
Mba sambatra ihany aho
Mantsy raha manantena,
Raha misy fitia ihany
Any afaka omena
Fa any aminazy aho mantsy
Toa tsy harena,
Mangitakitaky ny hiala eo
Tsy ahita hafa ankoatra aho ve sa,
Sa mety hoe tia be loatra azy aho ve hoy aho,
Voafatotra sa voasazy aho ve hoy aho,
Na mafy aza ve dia hiafy aho e?
Misy ary ve hitoerako oh!
Sa aleo avelako ho nofy ihany ny ahy?
Na izaho hilaza aza menatra oh ou oh!
Te handroso aho fa misy ahiahy
Avelanao aho ve
Raha mba hanonofy kely,
Hitantara amin'ny fihetsiko
Hoe afaho aho fa mijaly?
Indrisy mantsy aho
Tsia tia hankany intsony,
Satria ireo zioga
Efa nentiko anie tena mafy ihany
Ka avelanao aho ve?
Avelanao aho sa ve tsy mety re?
Raha avelanao aho dia
Mba mety ho mba any aho
No andeha hamikitra e
INSTRUMENTAL ...(fin)