Skip to content
Lyric
Dive
Public playlists
My playlists
Search
Sign in
Ny Fitiavako An'I Mama - Erick Manana
Hira Gasy
Popularity ยท Low
+
๐ฒ๐ฌ Malagasy ยท Original
0
0
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Original
Translation
Bilingual
Teny tsotra sady fohy
Ny hoe "tia" fa tsy voalaza
teny kely fa mampahory
rehefa tsy voaloaky ny vava
ny fitavana an'ilay Reny
tena hafa koa io ka hafa
toa tsy an-kiteniteny
nefa henoko mitafa
Tena Marina o
Tena marina o
Ny fitiavako an'i Mama
tsy mivaky fa mafonja
tsara kotrika mafana ao
am-poko ao izy manonja
tsy mba mila orokoroka
tsy mba mila safosafo
Fa fitia miray fototra
mandra-maty tsy halazo
Ho ela velona o
Neny tiako o
Ny fitiavako an'i Mama
Tsy mivaky fa mafonja
ao am-poko izy manonja
tsy mba mila orokoroka
tsy mba mila safosafo
fa fitia miray fototra
mandra-maty tsy halazo
Ho ela velona o
Neny tiako
Teny tsotra sady fohy
ny hoe "tia" fa tsy voalaza
teny kely fa mampahoty
rehefa tsy voaloaky ny vava
ny fitiacana an'ilay Reny
mbola hafa koa io ka hafa
toa tsy an-kiteniteny
nefa henoko mitafa
Tena marina o
Tena marina o
Ny fitiavako an'i Mama
tsy mivaky fa mafonja
ao am-poko izy manonja
Tsy mba mila orokoroka
tsy mba mila safosafo
Fa fitia miray fototra
mandra-maty tsy halazo
Ho ela velona o
Ho ela velona o
ย