Ry Fitiavako
Fy & His band Reko
Popularity ยท Low
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Tsisy kanto, tsisy tsiro
Azo oharina aminao
Vaky vava izay nahita
Sy nandre ny lazanao
Izaho mahalala fitiavana
Lalina noho ny Ranomasina
FITIAVANA mamy lavitra
Noho ny tantely amin'ny molotra
Izaho mahalala fitiavana tsy mivadibadika
FITIAVANA MARINA
FITIAVANA MARINA
Ry Fitiavako
Endrey ny hatsaranao
Ny Fitiavako dia any amin'izay misy anao
Fatiantoka izao rehetra izao
Raha oharina amin'ny fahalalana anao
Ny ahy ny aiko na oviana
Tsy hoan'iza hafa tsy ho anao
Izaho mahalala fitiavana
Lalina noho ny Ranomasina
FITIAVANA mamy lavitra
Noho ny tantely amin'ny molotra
Izaho mahalala fitiavana tsy mivadibadika
FITIAVANA MARINA
FITIAVANA MARINA
Ohoh oh oh
Ry Fitiavako
Endrey ny hatsaranao
Oh oh oh oh
Ny FITIAVAKO dia any amin'izay misy anao
Ohoh oh oh ohoh oh
Ry Fitiavako
Endrey ny hatsaranao
Ohoh oh oh ohoh oh
Ny Fitiavako dia any amin'izay misy anao
Amiko, Ny fahavelomana no atao hoe fiainana
Dia IANAO, IANAO
Tsy ampiana zavatra hafa
Fa ampy tena ampy
Ho fanavotana ahy
IANAO, IANAO
Amiko, Ny fahavelomana no atao hoe fianana
Dia IANAO, IANAO
Tsy ampiana zavatra hafa
Fa ampy tena ampy
Ho fanavotana ahy
IANAO, IANAO
Fa tsy misy TSARA
Tsy misy ambony
Tsy misy MENDRIKA
Noho ianao
Ry fitiavako
Endrey ny hatsaranao
Ny Fitiavako dia any amin'izay misy anao
Ry fitiavako
Endrey ny hatsaranao
Ny fitiavako dia any amin'izay misy anao
Any amin'izay misy anao
Any amin'izay misy anao!
REKO Fy and His Band - Ry Fitiavako