Skip to content
Lyric
Dive
Public playlists
My playlists
Search
Sign in
Zava Mahery
TSOTA
Popularity ยท Low
+
๐ฒ๐ฌ Malagasy ยท Original
0
0
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Original
Translation
Bilingual
Oah-oah
Oah-oah-oouh
Misy raha mbola tsy hitako
Misy raha mbola tsy niainako oh eh
Satria ny lalana nandanako
Tsy mbola nisy toa anao
Na iray akory eh
Ento misidina aho fa mafana
Miakatrakatra ny maripana
Ny lasako ekeko hoe ratsy
Fa any aminao any ny hatsarana
Fiainan-dratsy efa hitako oh
Ram-pa-pa-pa-pa efa hitako oh
Ny adalana efa vitako oh
Fa aminao ah mila raha soasoa ah
Mila zava mahery ah
Fa tsy zava-mahory
Vao tsy anilanao anie tsy mahita tory
Mila zava mahery ah oah
Fa tsy zava-mahory
Mila rivotra madio mitsotsoka
Mba manala sorisory
Ny eritreritro maloto nisy tasy eh
Fa nolalaovanao dia tonga dia voasasa eh
Tsy ny sandry fa ny foko aminao no miasa eh
Ianao milay milay ah
Koa androany ny hatezerana alaviro ahy
Oh ohooh
Fa mila santimaka matsiro aho (avy aminao eeeh)
Fiainan-dratsy efa hitako oh
Ram-pa-pa-pa-pa efa hitako oh
Ny adalana efa vitako oh
Fa aminao ah mila raha soasoa ah
Mila zava mahery ah
Fa tsy zava-mahory
Vao tsy anilanao anie tsy mahita tory
Mila zava mahery ah oah
Fa tsy zava-mahory
Mila rivotra madio mitsotsoka
Mba manala sorisory
ย
Ento misidina aho fa mafana
Miakatrakatra ny maripana
Ny lasako ekeko hoe ratsy
Fa any aminao any ny hatsarana
Fiainan-dratsy efa hitako oh
Efa hitako oh
Efa vitako oh
Mila zava mahery ah
Fa tsy zava-mahory
Vao tsy anilanao anie tsy mahita tory
Mila zava mahery ah oah
Fa tsy zava-mahory
Mila rivotra madio mitsotsoka
Mba manala sorisory
ย