Skip to content

Tsisy afatsy ianao

THT
Popularity ยท Low

YouTube

Searching YouTube...

Lyrics

Fa tamin'izany zah mbola kely Mahita anao mitsiky ohatran'ny anjely Rehefa hariva ny andro Zaho manantena Lay mifanao fotoana kely dia mifanena Ianao mijery anah dia zah lay mody tsy mahita Tsy hoe menatra aho fa mainka handeha Hiandry bus Zao zah manenina fa lasa ianao dia tsy hita Ntsony Fa nifindra trano lavitra any Mampikony Ny hanadino anao tsy vita zany aloha tsy Lavina Vao maika tiako be mahita anao lay mody Miavona Ankehitriny aho manantena hoe mbola hifanena Fa tsy lavitra ny tranoko eny Andranomena Na dia efa ela no tsy nahitanao ahy Na dia nandritra ny fotoana maro izay Dia ny ato am-poko mbola averiko eto indray Tsy mbola niofo lay Fitiavana hatrizay ร—4 Ankehitriny aho manembona anao Fa sendra mba naheno an'ilay hira Dia lasa namaky ny sora-tananao tanaty kahie De souvenir Satria nosoratanao tao hoe Ny antsika sy ianao c'est pour la vie Hoe tsika sy ianao ho mpivady dia hifindra Monina ho any Paris Dia tadidiko tsika sy ianao Lay miaraka foana rehefa rรฉcrรฉ Ateriko rehefa mirava Dia mody ah mbattre tsisy frais Lay orok-tsika voaloha Lay menatra ianao dia nikozy hoe dรฉgue Talohan'ny grande vacance 15Juin t@ 2002 Tsy adinoko mihintsy kia reny satria ianao lay Voaloham-pitia MBA ekeo lay demande d'ajout an'ny bandy raha Toa ndry maheno an'ity Fa zah te hiresaka kely Fa tiako hiverenana indray ny fahiny Fa zah mbola tia anao foana Ioh!!! Mbola ato lay tablier manga Lay t@ lay tsika iny niara-nibosy Tehiriziko tsara ahatsiarovako anao Rehefa zah lay mandalo any Itaosy Tsy ho haiko fafana ny lasa Tanako Ny anaran'ny zanako Zah aloha matoky fa misy fotoana ianao mbola Manembona anah Dia ny suiteny mety ampanahy Tiako hiverina kely ny fotoana Sy hikoziko aminao hoe raha rafilahy ray dia Za andeha hibosy tena motivรฉ Tsy tara efa anaty-na taxibe Te ahita ny salovan-tavany Tsy nahita olona-kafa fa jambany Satria izy lay SIPA voalohany mba nahatsapako Ny atao hoe fitiavana