Skip to content

Tsy Hitanao Ny Aleha

Popularity ยท Low

YouTube

Searching YouTube...

Lyrics

Ts hitanao ny aleha Dia Tonga handona ianao Hitady hamerina ny lasa iainana indray Tomany ianao vao mahatsiahy Marary izay vao sahy Milaza ho mbola tia Ah ah ah ah ah Raha tsapanao fa mamy ilay fitia Nandena ny endriko hatrizay Nahoana ianao no nandao Hay ve ianao mety ho resy ihany Fa mihevitra ianao tsy ho tia Hay ianao hiverina ho aty Hiteny ihany hoe Maizina ny lalana ka avia Andeha hitantana ahy indray tsy ho very Tsisy hampangina eo Kaza itomaninao intsony Fizaho raha nitomany tsy mba nampiononao Dia aza tanana ela intsony aho fa Mba maika toy ilay ianao Tsy mety hiverina iny ร” รด รด รด Hay ve ianao mety ho resy ihany Fa mihevitra ianao tsy ho tia Hay ianao hiverina ho aty Hiteny ihany hoe Maizina ny lalana ka avia Andeha hitantana ahy indray tsy ho very Hay ve ianao mety ho resy ihany Fa mihevitra ianao tsy ho tia Hay ianao hiverina ho aty Hitalaho fitia Hay ve ianao mety ho resy ihany Fa mihevitra ianao tsy ho tia Hay ianao hiverina ho aty Hitalaho fitia Hay ve ianao mety ho resy ihany Fa mihevitra ianao tsy ho tia Hay ianao hiverina ho aty Hiverina ho aty F'efa lavitra aho ka tsy hiverin-dalana aho satria Sasa-miandry ahy ilay tiko arรฝ