Skip to content

Hianatsimo

TSOTA
Popularity ยท Low

YouTube

Searching YouTube...

Lyrics

Isika olombelo Tsy hay izay ao an-doha Miovaova arakaraky ny any am-paosy Misy mody mampalahelo Misy mody mafana fo ah Fa tsy niala anao aho Na be ireo mpanodina Kozy e Tiako rehefa matoky ny zavatra ataoko Mitovy fijery Teo foana izy na mafy ny ataky e Tsy namela ahy ho irery Ka hoy aho hoe Hianatsimo aho Hianatsimo aho fa miomana soa a Ho avy hangataka anao amin'ny olobe Tsy maintsy miaraka aminao zaho mody e Hianatsimo aho Hianatsimo aho fa miomana soa Ho avy hangataka anao amin'ny olobe Tsy maintsy miaraka aminao zaho mody e ah Sarotra fafร na Fa tantara nosoratana miaraka Ianao tsy fakam-panahy Fa ilay faka taranaka Na nandalo ny fifamaliana Na nisotro ny rano tsy tiana Na dia nisy fotoana variana Ianao teo foana ah ah Tiako rehefa matoky ny zavatra ataoko Mitovy fijery Teo foana izy na mafy ny ataky e Tsy namela ahy ho irery Ka hoy aho hoe Hianatsimo aho Hianatsimo aho fa miomana soa a Ho avy hangataka anao amin'ny olobe Tsy maintsy miaraka aminao zaho mody e Hianatsimo aho Hianatsimo aho fa miomana soa a Ho avy hangataka anao amin'ny olobe Tsy maintsy miaraka aminao zaho mody e ah Misaotra anao ny Atsantsa Hey