Hitondray tsikitsiky
Henry Kaiser & David Lindley feat. Voninavoko
Popularity ยท Low
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Itondray tsikitsiky aho raha ho avy ianao Tsikitsiky tsy miaro
tokelaka Zay mibitsika tena malefaka Tsy ho ren'ny tia fisafosa
Fa hanako any anatiko kosa (indroa)
Itondrao safosafo aho e, raha ho avy ianao
Safosafo tsy riton'ny aloka hifitsahako eo mba hianoka
Tsy ho semban'izay ahiahy Ampy ho halan'ny fo sy fanahy (indroa)
Itondrao kalokalo aho e raho ho avy ianao
Kalokalo toa rotsy maraina hongononina fa tsy hohiraina
Toy ny kalon'ny rivotra monja Raha mikalo fitia amin'ny onja (indroa)
hafatrafatra ny ahy e raha ho avy ianao
rediredin'ny tsy afa-manoatra Te-haniny no sady misaotra
Te-hionona nefa miangavy Raha ho avy ianao ka ho avy