Skip to content
Lyric
Dive
Public playlists
My playlists
Search
Sign in
Tsy Mahagaga
Aina Cook
Popularity ยท Low
+
๐ฒ๐ฌ Malagasy ยท Original
0
0
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Original
Translation
Bilingual
Tsy mahagaga toy izao
Raha toa nosoloiny ianao
K'olon-kafa vaovao
Ny anilany eo
Vao niandoha dia fantany
Toa nahatsapa izy hoe resinao
Ka niaretany avokoa
Ireo toetranao
Noheverinao adala angamba izy tamin'ireny
Tsy hahalala fitia tsy ho azy
Nataony am-po, tadidiny satria mafy
Fony izy nanjohy ny hafa
Dia nafoiny
Nosoloiny ny momba anao
Nohadinoiny
Tsy hisy intsony, tsy ho azy ianao
Dia nafoiny
Nosoloiny ny momba anao
Nohadinoiny
Tsy hisy intsony, tsy ho azy ianao
Tsy ho azy ianao
ย
Fahotana avy aminao
No nahatonga izao rehetra izao
Mety ho tsapany tokoa
Raha niova ianao
Vao niandoha dia fantany
Toa nahatsapa izy hoe resinao
Ka niaretany avokoa
Ireo toetranao
Noheverinao adala angamba izy tamin'ireny
Tsy hahalala fitia tsy ho azy
Nataony am-po, tadidiny satria mafy
Fony izy nanjohy ny hafa
Dia nafoiny
Nosoloiny ny momba anao
Nohadinoiny
Tsy hisy intsony, tsy ho azy ianao
Dia nafoiny
Nosoloiny ny momba anao
Nohadinoiny
Tsy hisy intsony, tsy ho azy ianao
Tsy ho azy ianao
ย