Skip to content

Ilay mahantra

Kiaka
Popularity ยท Low

YouTube

Searching YouTube...

Lyrics

Andro maraina vao mifoha Andro iray vaovao eo amin'ny fiainako Ny omaly ihany ve no hosainiko Tsy misy hafa fa iray ihany koa Andro maraina KA INONA ARY NO HATAOKO Hanao inona Hanao inona Mandritry ny andro SAKAFO IHANY NO ATO AN-TSAIKO Hanao inona Hanao inona Mba hahazoako izany Ho aiza e ho aiza e ilay mahantra Toa tsy mba faly amin'ny fiainana Ho aiza e ho aiza e ilay mahantra