Skip to content
Lyric
Dive
Public playlists
My playlists
Search
Sign in
T
Bolo
Popularity ยท Low
+
๐ฒ๐ฌ Malagasy ยท Original
0
0
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Original
Translation
Bilingual
Antsoy aho hoe raha
Fa tena tia anao hono izy hoe
Tena te ho anao hono izy hono e
Tena tia anao hono izy e i e e
Tena te ho anao hono izy e i e e
Nanainainay Nanana
Nanay nanay
Nanainainay Nanana
Nanay nanay
Nanainainay Nanana
Nanay nanay
Nanainainay Nanana
Hmmm
Fa tena tia anao hono izy hoe
Tena te ho anao hono izy hono e
Tena tia anao hono izy e i e e
Tena te ho anao
Fa saika tsy hitan'ny zandry izay kozy tononina
Le sipa anefa hitako amin'ny endriny fa efa tena vonona
Dia hoy 'zah mantsy an'ny zandry hoe maninona raha tonga dia tolominao
Fa raha maty izy velomina, raha maty izy velomina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra ama... mihatra aman'aina
Io fitiavana io anie ka mihatra ama... mihatra aman'aina
Io fitiavana io anie ka mihatra ama... mihatra aman'aina
Io fitiavana io anie ka mihatra ama... mihatra aman'aina
Fa tena tia anao hono izy hoe
Tena te ho anao hono izy hono e
Tena tia anao hono izy e i e e
Tena te ho anao
Elah ve hiditra amin'ny tery ary moa?
Fa hanaovy aloha izay antonona
Amin'ilay tsy mila misisika akory
Tsy mila sintosintomina
Mandeha io mandeha io tsy mikatso รด
Rehefa tsindromina
Lasa ilay zavatra nangonina
Ilay zavatra nangonina
Fa io fitiavana io anie ka mihatra ama... mihatra aman'aina
Io fitiavana io anie ka mihatra ama... mihatra aman'aina
Io fitiavana io anie ka mihatra ama... mihatra aman'aina
Io fitiavana io anie ka mihatra ama... mihatra aman'aina
(...)
Fa io fitiavana io anie ka mihatra ama... mihatra aman'aina
Io fitiavana io anie ka mihatra ama... mihatra aman'aina
Io fitiavana io anie ka mihatra ama... mihatra aman'aina
Io fitiavana io anie ka mihatra ama... mihatra aman'aina
Fa tena tia anao hono izy hoe
Tena te ho anao hono izy hono e
Tena tia anao hono izy (marina izany, marina izany)
Tena te ho anao hono izy e e
Nanainainay Nanana
Nainanananay
Nanainainay Nanana
Nanay nanay
Nanainainay Nanana
Nanay nanay
Nanainainay Nanana
Hmmm
ย