Skip to content

Hatramin'izao

Nanté98
Popularity · Low

YouTube

Searching YouTube...

Lyrics

Mazava ohatran'ny volana Na firy tapitrisa tsy hatakaloko aminy ny vola Misava hatramin'ny foko rehefa eo izy mijoro Tsy handeha lavitra izy Tsy handeha lavitra izy ozy izy Fa nandao satria tsy tanany ny teniny Tantara lava be lay izy fa zay aloha ny fehiny Efa kely sisa kosa de ho hors-service De ahoana cerveau-ako Rahoviana iany elah vo mba hitarika ah Tsy hita mitsy elah refa mba resaka fitiavana Fa nefa eo fona refa hitarika ady Fa tsy any aloha zao tsika Fitiavana nafana omaly lasa nangatsika De efa zay no lozatsika Laozako nitady hoe iza aminah sy enao no diso De iza aminah sy enao no diso f'efa haiko ange fa zah Fa aleo androany izy no tsoriko Tsy handeha lavitra izy ozy izy fa nandao Satria maro ny ratsy tsy nifonako Marary hatramin'ny foko refa tsy eo izy mijoro De tsy hiverina amin'ny toerako ah f'efa nisy nisolo Lay fitiavako an'i kiala efa nisy nitory Tsy nandalo ny saiko hoe tsika ndray andro any hisaraka Hoe tsika tsy hisy tsony De toizako ny lalako Tsy mitodika any aorina ozy ah tany amin'ny intro Averiko eto ndray lay izy satria misy idirany Sady lany ny inspi-ako zah tsy mahay mi-improv' Hatramin'izao ah mbola tsy niteny hoe azafady Satria mety miandry anao ny fiérté-ako Hatramin'izao ah mbola tsy niteny hoe azafady Satria menatra na tsy haiko fa tsy te aho Mazava ohatran'ny volana Na firy tapitrisa tsy hatakaloko aminy ny vola Misava hatramin'ny foko rehefa eo izy mijoro Tsy handeha lavitra izy Marary atramin'ny foko refa tsy eo izy mijoro Hoe tsika tsy hisy tsony Haveriko ny fotoana raha toa afaka miverina Ozy ah tamin'izany nilentika Fa tonga saina hoe aleo hitohy ihany ny fotoana Satria zah ara tsy mendrika ny hitia an'azy tsony Raha nataoko ny eritreritra Taty aorina ah nihevi-tena fa ny teniko nandratra lavitra Noho ny herisetrako Raha fahasambarana ny fitiavana de zah no sedra De zah no sedra Hatramin'izao ah mbola tsy niteny hoe azafady Satria mety miandry anao ny fiérté-ako Hatramin'izao ah mbola tsy niteny hoe azafady Satria menatra na tsy haiko fa tsy te aho Mazava otran'ny volana Na firy tapitrisa tsy atakaloko aminy ny vola Misava atramin'ny foko rehefa eo izy mijoro Tsy handeha lavitra izy Tsy handeha lavitra izy