Lalana
Nanté98
Popularity · Low
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Lavitry ny làlana
Andehanako
Maromaro nama niala no tsy antonoko
Izaho io nefa
Mbola tsy avy antsasa-dalana
Mahatsapa f'efa lany aby bala
Lavitra ny làlana
Mahatsiaro tsisy tanjona aho indraindray ohatran'lah iany
Efa impiry aho zay no lavo tamin'ny tany
Mino aho fa ny lanitra no amaly ny taraina
Ny antsika tsy ny làlana no hamaritra azy
Firy taona izay niarahana naharitra
Fa fantatro hoe rapitso mety ho votsotra ny tànany
Na rapitso mety hiontsona ny tany
Misitery zandry ny hoavy fa raha misy tiana hambara enao mitenena
Taloha feno fierté
Fa zao aho rehefa diso d'efa miezaka miteny anazy aho hoe
Miverena
Dia miverina izy
Tsisy tafa tsy ni-risque sy very mise
Mila misaina elah hoe ketrika sa risoriso
Ohatran'ny rehefa hanala exam na permis
Vo-spam ny lohako isan'andro
Izy milahatra amin'ny pharm milamina
Te hanadino ny ratra any amin'ny zavatra milay
Fa tsy mi-bika izy
Very lavitra aho raha laozan'ny anjely
Noho ny laozan'ny pétasses sy ny bitches
Manatena hoe ho toizany ny lalany
Hoe ahita azy am'peace
Mbola lavitra ny diako fa tsapako efa ho lany ny amby balako
Otran'ny an'ny advé ambony piste
Ho an'ny zandry kely sy ny sist'
Vitanao io rehefa sahy ianao mi-test azy
Telo taona ohatr'zao aho tsisy niaino
Fa amzao aho menatra rehefa antsoin'zalah re-sta
Tsisy restart
Fa raha tokony hoe averiko io m-rest ah
Kely sisa zah dia tafa tsy haiko hoe aiza dada
Kely sisa zah dia tafa tsy haiko hoe aiza lah
Lavitry ny làlana
Andehanako
Maromaro nama niala no tsy antonoko
Izaho io nefa
Mbola tsy avy antsasa-dalana
Mahatsapa f'efa lany aby bala