Skip to content
Lyric
Dive
Public playlists
My playlists
Search
Sign in
Ampy Izay
Niu Raza
Popularity ยท Low
+
๐ฒ๐ฌ Malagasy ยท Original
0
0
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Original
Translation
Bilingual
Tsy nety taminao ve ny atsarako?
Tsy nety taminao ve lay fitafiko?
Nataoko ihany zay ampifalina ano
F'izavatra afa indray no nanintona anao
Ndraindray to manontany tena ihany
Mba inona ary no nitiavako azy iny??
Lasa adala aho ve sa nisy saina very
Fa tsiaiko, tsiaiko, tsiaiko
Lany fotoana eto aho ieritreritr'azy
Izy efa an'olo kafa izay ny fรดny
Ny tena mo tia ka atao ahoana fa marary
Ampy izay, ampy izay, ampy izay
Fa ny aminao anao iny eee
Ho ariko toy ny fako anatany ahitra
Ianao iny eee
Fa ny aminao anao iny eee
Ra mbola iverina ngamba tsy ho isy intsony eee
Fa aoka izay ny tomany
Ra ny aminao angamba tsy ataoko intsony
Fa avelako ianao itomany
Amireo nenina ho tsapanao indray androany
ย
Mba tia anao ve izy?
Mba ainy ve ny mihainao anao?
Mba mihomey ve izy mijery ireo adalanao?
Mba mahatadidy ve izy?
Mihaino ireo ditranao?
Mba mijana ve izy rehefa tsy mety ny ataonao??
Mba tia anao ve izy?
Mba ainy ve ny mihainao anao?
Mba mihomey ve izy mijery ireo adalanao?
Sa aaah aah aaah any any
Fa ny aminao anao iny eee
Ho ariko toy ny fako anatany ahitra
Ianao iny eee
Fa ny aminao anao iny eee
Ra mbola iverina ngamba tsy ho isy intsony eee
Fa aoka izay ny tomany
Ra ny aminao angamba tsy ataoko intsony
Fa avelako ianao itomany
Amireo nenina ho tsapanao indray androany
Fa aoka izay ny tomany
Ra ny aminao angamba tsy ataoko intsony
Fa avelako ianao itomany
Amireo nenina ho tsapanao indray androany
Fa aoka izay ny tomany
Ra ny aminao angamba tsy ataoko intsony
Fa avelako ianao itomany
Amireo nenina ho tsapanao indray androany
Tsy nety taminao ve ny atsarako?
Tsy nety taminao ve lay fitafiko?
Nataoko ihany zay ampifalina ano
F'izavatra afa indray no nanintona anao
Ndraindray to manontany tena ihany
Mba inona ary no nitiavako azy iny??
Lasa adala aho ve sa nisy saina very
Fa tsiaiko, tsiaiko, tsiaiko
ย