Skip to content

Valin'ny Ditra

Popularity ยท Low

YouTube

Searching YouTube...

Lyrics

Toa valin'ny ditrako angamba Izao fahoriana izao Matoa aho Tsy mety mahita toa jamba Ilay hoe fiadanana Rehefa nilaozany irery aho Nandritra izay ela izay Nihamaivana Ny vesatry ny harena hatrizay Noentin'ny hadalana avokoa Raha tsisy azo atao Aleo mihira hoe ... Anatra natao ahy ny omaly Ka tsy hiverenako intsony Mijaly aho Raha toa ka minia tsy hahita Izao fahantrana izao Niezaka ihany aho hitady Hamerina ireo izay very Tsy tantiko Raha ho taraina ny ampitso Ka ho tantara feno hakiviana Raha ts'isy azo atao Aleo mihira hoe ... Anatra ho ahy ireny