Skip to content

Ofisialy

Kemyrah
Popularity ยท Low

YouTube

Searching YouTube...

Lyrics

Avy amin'ny foko mihitsy Lazaiko mibaribary androany fa zah love a Avy amin'ny fotony Toa naverina nambolena mihitsy Ny fon'ny kofa Za tsy handainga tsy vitsy no efa ankizy F'efa izy no safidiko ka na mamy na mangidy De efa izaho aloha tsy hiova Ka na iza na iza no milaza fa iza De efa aoka izy hiala Na ho tezitra ireo na ho faly De tsisy afa tsy ianao oa no ofisialy e Izy Ofisialy, izy no Ofisialy Gyal N'iza tezitra n'iza faly d'izy no Ofisialy Betsaka milaza ho tompon-toerana Nefa nandalo sy niserana Izy Ofisialy, izy no Ofisialy Gyal N'iza tezitra n'iza faly d'izy no Ofisialy Lasany mintsy nena ny love a love a Mandrakizay zaho tsy hiovaova Fa efa anazy irery Ny fiainako no efa hainy tsianjery Izy no mahalala ny ampoko Namela foana foana anzay hadisoko Tsisy anazy very aho Mety nilomano tanaty vera Nazaka fiainana gheto Na de efa ho rava aza de tsy niala teto oh Fa mangidy na mamy De efa niarahan-tsika nizaka ny sento Ilay Bad gyal ireny niserana Hoe tia anร  izy, izany aloha serany any F'efa mazava ny ahy ilay taritarigetra Tsy vitako intsony ny ahy Ilay mitaritarika eny Ilay tsy fahamatorana koa misy fetra Amin'izao mitantana zanak'anjely Tairo kozio aloha maman sy papa Sy ny la famille anao Hoe efa hitanao mihitsy Ilay bandy hampiakatra sy hitia anao Manomboka androany ilay zah mifehy tena De andao ary ho fetena Taloha za le tsy niteniteny Fa androany kosa kobo Izy no Ofisialy Izy Ofisialy, izy no Ofisialy Gyal N'iza tezitra n'iza faly d'izy no Ofisialy Betsaka milaza ho tompon-toerana Nefa nandalo sy niserana Izy Ofisialy, izy no Ofisialy Gyal N'iza tezitra n'iza faly d'izy no Ofisialy Lasany mintsy nena ny love a love a Mandrakizay zaho tsy hiovaova Fa efa anazy irery Ny fiainako no efa hainy tsianjery