Omeko anao
Hanitra
Popularity ยท Low
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Omeko anao ny tanako havia
Hahafahanao manoratra ho ahy
Omeko anao ny sila-poko tia
Ho iray manontolo amin'ny ianao
Omeko anao iry rivotra iry
Hibabo ny sentonao ho ahy
Omeko anao iry rahona iry
Hisava ny ranomasonao
Fa ny aty maizim-bolana
Fa ny aty ora-mamanala
Omeko anao, omeko anao
Omeko anao
Omeko anao iry vohitra iry
Hahafahanao mitazana ahy
Fa ny aty...
Omeko anao ny ranomasina
Hiampitanao ho imasoko
Omeko anao ity kaloko ity
Hiombon-kira aminy ianao