Jereo
Nanté98
Popularity · Low
YouTube
Searching YouTube...
Lyrics
Jereo amin'ny masoko aho
Kobonao ve zaho hoe falifaly
Tsika samy misy rage fa tsika aloa tsy mitovy
Raha mamadika ahy ialahy tsy mendrika atao valy faty
Jereo amin'ny masoko aho
Ny alaheloko ao ambadiky ny masque
Ny ratranay miseho ambony notes sy ny tasy-tara
Tsapako ny tsapanao ry Gasikara
Tia ho re sta aho fa tsy tia ho lasa Mastar
Betsaka ny zavatra nitranga tsisy lafin-tsara Satria izaho tsy lavitr'ady
Jereo amin'ny masoko aho tsy hitany zay zavatra efa hitako
Iny no azoko antoka
Fandresena ihany no azoko ato manontany tena aho hoe ahoana ny hiafarako raha hoe izaho tsy nanana squad
Sarotra azavaina ny ato anatiko ato
Jereo amin'ny masoko aho
Mbola tianao ve raha tena avoakako ny toetrako
Jereo amin'ny masoko aho
Izaho irery ve no tianao sa misy olon'kafa mendrika ny hanàla ahy amin'ny toerako
Jereo amin'ny masoko aho
Sûr ve enao fa lainga ireny vazonay ireny?
Jereo amin'ny paozinay
Jereo amin'ny masoko aho
sûre ve ianao fa tsisy problème?
Jereo amin'ny masoko aho
Tsy olon-dratsy fa tsy mendrika ny ho masina.
Izay rehetra nandalovan'ity masoko efa miazona ahy tsy hitambatra amin'ny maizina
Jereo amin'ny masony izy
Rehefa tady hiatsara ivelan-tsihy amasonao
Omenao ny tànana hanampiana azy
Avy eo tanàna efa tapaka no raisinao
Hey
Jereo
Fiainana mangidy
Miaraka aminazy tsisy mangina
Miaraka amin'ahy tsisy variana
Miaraka amin'ahy tsisy
Miaraka aminazy tsisy
Miaraka aminazy
Jereo
Jereo
Jereo
Jereo amin'ny masoko aho
Jereo
Jereo
Jereo amin'ny masoko aho
Jereo
Hum
Jereo amin'ny masoko aho
Yeah
Yeah
Jereo amin'ny masoko aho
Jereo amin'ny masoko aho
Kobonao ve izaho hoe ratsy fanahy
Tsy vitako ny nijery anao nivantana
Nilatsaka ny ranomasonao lay tamin'ny tsika roa nifanary
Jereny amin'ny masoko aho
Dia fantatro hoe tsy tiany ho lasa ohatran'ahy no hiafarany
Zara raha mahatoky ny olombelona satria izay olombelona ve moa no ndeha hitsara ahy amin'ny fara andro
Jereo amin'ny farany hey
Hoe iza tamin'ireny lay hoe ''takizay nofirana''
Jereo amin'ny masony izy d'efa fantatrao hoe tena tia anao ve izy sa tia anao amin'ny Filàny
Jereo amin'ny hirany
dia fantatrao hoe izaho mbola mahay mi-rap lavitra
Mijereva fitaratra aloan'ny tena hitsara
Sûr ve ianao fa tonga lafatra?
Hey
Jereo
Fiainana mangidy
Miaraka aminazy tsisy mangina
Miaraka amin'ahy tsisy variana
Miaraka amin'ahy tsisy
Miaraka aminazy tsisy
Miaraka aminazy
Jereo
Jereo
Jereo
Jereo amin'ny masoko aho
Jereo
Jereo
Jereo amin'ny masoko aho
Jereo
Hum
Jereo amin'ny masoko aho
Yeah
Yeah
Jereo amin'ny masoko aho
Hey
Jereo
Fiainana mangidy
Miaraka amin'ahy tsisy variana
(Jereo amin'ny masoko aho)
Miaraka aminazy