Acoustic Version
Tebiteby
Popularity ยท Low
Listen
YouTube
0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced
Lyrics
Atao ahoana ny tsy hijery anao tonga mandalo
Tsy maintsy hipetraka kely aho hihira sy hikalo
Aza adino fa mba misy ilay fitiavanao any
Tiako halaina raha mba sitrakao androany androany
K'aiza mo nahalalanao fa ho ahy ihany anie
Iny lalantsika sy ianao k'aza maika handeha
K'avelao zaho hitantana anao iny anie
Tsy hianjera ianao fa esory ireo tebiteby
K'esory ny tebitebinao, tebitebinao
Esory ny tebitebinao, mmmh
Esory ny tebitebinao, tebitebinao
Esory ny tebitebinao, mmmh
Ka indro iny ianao nanaiky hiaraka re
Voky teny mamy ianao sy fitiavana be
Dia variana ianao k'adino ilay andro hariva
Finday maneno tsy an-kiato efa impiry
Ka dia satry hifamihina tsy hiala mihitsy
Fotoana manam-petra lo ka dia indrisy
Ianao nefa tsy manaiky fa dia tsy nisy fika
Raha mba hiala ilany aho satria tsy tia hahita
K'hanala ny tebitebiko ah, tebitebiko ah
Hanala ny tebitebiko ah, mmmh
K'hanala ny tebitebiko ah, tebitebiko ah
Hanala ny tebitebiko ah, mmmh
K'hanala ny tebitebiko ah, tebitebiko ah
Hanala ny tebitebiko ah, mmmh
K'hanala ny tebitebiko ah, tebitebiko ah
Hanala ny tebitebiko ah, mmmh
K'hanala ny tebitebiko ah, tebitebiko ah
Hanala ny tebitebiko ah, mmmh
K'hanala ny tebitebiko ah, tebitebiko ah
Hanala ny tebitebiko ah, mmmh