Skip to content

Kay Kay Kay

Popularity ยท Low

Listen

YouTube

0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced

Lyrics

Hendriaho e! Ianao io mahalala Ny aty mahay manala Tsy misy manadala Je m'aime a la folie Tsy misy manery Ny akanjoko tsy tery Valeurako tsy very Matoky tena ny aty Ianao ity toa maimaika Ny aty ndray maka tsy taitra Ny toetranay tsy laitra K'aza miady aminay Azalah yeah! Fa tsika mitovy Marina zany Eoa Basy! Fa tsika mitovy Aza ampitaina akory Hendriaho e! Maro ireo olo manara jery Fa miala any indray kalakely Maro ireo olo manara jery Fa miala any indray kalakely Maro ireo olo manara jery Fa miala any indray kalakely Maro ireo olo manara jery Fa miala any indray kalakely Kay kay kay kay zany pozinay Kay kay kay kay zany pozinay Kay kay kay kay zany pozinay Kay kay kay kay kay I am not the same When I am at the club Yeah I buss it down Like I don't go to church You see me coming Oay e You see me walking Oay e You see me vibing Oay e You see me dancing Oay e Baby I like to whine and go down I like to go go go go grab the wall On the dancefloor I shut the place down Welcome to my queendom Azalah yeah! Fa tsika mitovy Marina zany Eoa Basy! Fa tsika mitovy Aza ampitaina akory Hendriaho e! Maro ireo olo manara jery Fa miala any indray kalakely Maro ireo olo manara jery Fa miala any indray kalakely Maro ireo olo manara jery Fa miala any indray kalakely Maro ireo olo manara jery Fa miala any indray kalakely Kay kay kay kay zany pozinay Kay kay kay kay zany pozinay Kay kay kay kay zany pozinay Kay kay kay kay kay Kay kay kay kay zany pozinay Kay kay kay kay zany pozinay Kay kay kay kay zany pozinay Kay kay kay kay kay Maro ireo olo manara jery Fa miala any indray kalakely Maro ireo olo manara jery Fa miala any indray kalakely Maro ireo olo manara jery Fa miala any indray kalakely Maro ireo olo manara jery Fa miala any indray kalakely Miala any miala any Kalakely Miala any miala any Kalakely Miala any miala any Kalakely