Skip to content

My Ditra

Mafro Martiora
Popularity ยท Low

Listen

YouTube

0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced

Lyrics

Ianao ilay My... Ianao ilay My... Ianao ilay my ditra Please don't give a shit Maneho ny maha bitch Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka Ianao ilay my ditra Please don't give a shit Maneho ny maha bitch Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka Jereo ty ataony, lestim izy addict Rouleo ny Ylom ataovy royal spliff C'est ce qu'elle m'a dit!! Zany ampela tia mandihy Tia mampihetsika ny andilany Indindra refa anizid Tafiditra lalina @ delirany Nefa aleo ilamina Fa tafalatsaka lalina ianao mama Ento mora iany Mbola lava ny andro ilalaovanao Mbola tsy hay izay iafarany F'efa ratsy fiandoana mama Ka alamindamino iany Fa mbola lava ny andro ilalaovanao Ianao ilay my ditra Please don't give a shit Maneho ny maha bitch Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka Ianao ilay my ditra Please don't give a shit Maneho ny maha bitch Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka Fa izy hono tsy anaiky Fa higoka ny antanorany Manao loha ana adolan-tsento Ataony vahana ny atsarany Nefa tsy afaka satria ianao bitch Miteraka fakam-panahy Fa ianao ilay diso (zay eh) Mino ianao tsy mino ianao tsara Mbola ho ladie ianao mama Na tianao na tsy tianao ao izany eh Fa ianao ilay diso (zay eh) Mino ianao tsy mino ianao tsara Mbola ho ladie ianao mama Na tianao na tsy tianao ao izany eh Ianao ilay my ditra Please don't give a shit Maneho ny maha bitch Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka Ianao ilay my ditra Please don't give a shit Maneho ny maha bitch Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra @ ilay fijerinao masika Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka Fa ianao ilay diso (zay eh) Mino ianao tsy mino ianao tsara Mbola ho ladie ianao mama Na tianao na tsy tianao ao izany eh Fa ianao ilay diso (zay eh) Mino ianao tsy mino ianao tsara Mbola ho ladie ianao mama Na tianao na tsy tianao ao izany eh Ianao ilay my ditra Please don't give a shit Maneho ny maha bitch Rika ampelasoa sady tsara bika Nefa ianao nge maditra Dia misy feo mibitsika Indrindra izy refa ditsoka