Skip to content

Cocorico

Ckycky
Popularity ยท Low

Listen

YouTube

0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced

Lyrics

Cocorico oh Cocorico oh Ah ah ah (eka ah) Ah ah ah (eka ah) Ah ah ah Ah ah ah Cocorico oh Gaga anao lasako vadinao Zah tsy nangalatra fa izy latsaka raisiko antanandrรด Nitaraigny lava izy taminahy Taminao zegny filafila oh Fa e tihilomano narotsaka an-drano oh (eh eh eh) Kotrokotro tsy dignin'amalo oh oh oh (yah yah yah) Taminรด Taminรด Jaly fo niainany zay taminao Mitomagny izy tsy ahoanao Reraka zah mitandregny Nalaiko izy karakaraiko Aza magnahy fa io hajaiko Mombamombanao jiaby fafaiko oh Lay tsy vitanao vitaiko oh Aminร  Aminร  Tsy maratra ah (yah yah) Fitapitaka jiaby igny eh Tsy hoitanao koa (tsy hoitanao koa) Da ka magnahy fa zah tsy maditra (tsy maditra) Jalinao taloha soloiko paradisa Cocorico oh Gaga anao lasako vadinao Zah tsy nangalatra fa izy latsaka raisiko antanandrรด Nitaraigny lava izy taminahy Taminao zegny filafila oh Fa e tihilomano narotsaka an-drano oh (eh eh eh) Kotrokotro tsy dignin'amalo oh oh oh Azafady Tsy indroa magnitry ranon'apango oh (oh) Ditranao olo iaby ni-chapeau (eh) Efa saika tsy nalaiko igny Fa vavanao maro mpamaraky tsy mahaligny (nahadigny) Izy no tiako fa ela fa anao mbola teo Zah nandigny anao niala Kanjo anao nagnajimajima oh Aminร  Aminร  Tsy maratra ah (yah yah) Fitapitaka jiaby igny eh Tsy hoitanao koa (tsy hoitanao koa) Da ka magnahy fa zah tsy maditra (tsy maditra ah) Jalinao taloha soloiko paradisa Cocorico oh Gaga anao lasako vadinao Zah tsy nangalatra fa izy latsaka raisiko antanandrรด Nitaraigny lava izy taminahy Taminao zegny filafila oh Fa e tihilomano narotsaka an-drano oh (eh eh eh) Kotrokotro tsy dignin'amalo oh oh oh Cocorico oh Gaga anao lasako vadinao Zah tsy nangalatra fa izy latsaka raisiko antanandrรด Nitaraigny lava izy taminahy Taminao zegny filafila oh Fa e tihilomano narotsaka an-drano oh (eh eh eh) Kotrokotro tsy dignin'amalo oh oh oh Aminร  Aminร  Tsy maratra ah (yah yah) Fitapitaka jiaby igny eh Tsy hoitanao koa (tsy hoitanao koa) Da ka magnahy fa zah tsy maditra (tsy maditra) Jalinao taloha soloiko paradisa ah Andakoro ao mamy