Skip to content

Lady Di

Kemyrah
Popularity ยท Low

Listen

YouTube

0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced

Lyrics

Efa ela ihany c'est le moment Efa ela ihany teneno maman Maman, maman Fa androany izaho mba te ho galant Efa lehibe zah de hampiakatra anao Efa azonao ve oa ilay message? Hoe hafa mihintsy ianao io oa raha vehivavy Tiako ohatran'ny tenako Tiako ohatran'ny tenako Na harary ianao io zao na koa hoe hanavy Izaho tsy hiala anilanao izaho koa anie tsy hampiafy Tiako ho tsapanao Avelao mihintsy izaho hiteny fa efa lasany efa ela anie ilay amboara Raha ny sain'ny mpankahala tonga dia amboary Satria efa hitany efa ela fa izy dia anร  Mpanjaka ohatran'i Lady Diana Dia omeko ny anarako ianao Satria izay ilay lahatry ny ao ambony ao Raiso ny tanako dia ndao... Avelao... avelao, avelao Avelao hiakatra handapa Izaho te hampiadana anazy eo amin'ny fiainako oh De andao..de andao, de andao Fa ho ankinina amin'ny Avo, ho mafy orina tsy ho lavo Asaivo mihomana ry dada Dia teneno koa ry mama Fa ho avy aho... Ho avy aho, ho avy aho, ho avy aho Efa parรฉ oa tsy misalasala, ho porofoiko rehefa eny amin'ny alitara Aleo ho tsarain'ny ho avy aho.. Ho avy aho, ho avy aho, ho avy aho Haiko fa tsapanao izany Ianao ilay nambako zaho io ke Izay raha jiaby any aminao ok Magneva magneva anร  Magneva magneva anร  Babonao zaho Bae, boto Zaho fa niova fo za ok Mila anao mila anao zaho Mila anao mila anao zaho Tena mila anao mila anao zaho Fahasambarana feno mihintsy Ndrindra rehefa ahita ny zanan-tsika voaloha za Sipa ohatranao tsisy fa raha sendra sipa malama zay vao loza Avelao mihintsy izaho hiteny fa efa lasany efa ela anie ilay amboara Raha ny sain'ny mpankahala tonga dia amboary Satria efa hitany efa ela fa izy dia anร  Mpanjaka ohatran'i Lady Diana Dia omeko ny anarako ianao Satria izay ilay lahatry ny ao ambony ao Raiso ny tanako dia ndao... Andao Avelao... avelao, avelao Avelao hiakatra handapa Izaho te hampiadana anazy eo amin'ny fiainako oh De andao... de andao, de andao Fa ho ankinina amin'ny Avo, ho mafy orina tsy ho lavo Asaivo mihomana ry dada Dia teneno koa ry mama Fa ho avy aho... Ho avy aho, ho avy aho, ho avy aho Efa parรฉ oa tsy misalasala, ho porofoiko rehefa eny amin'ny alitara Aleo ho tsarain'ny ho avy aho... Ho avy aho, ho avy aho, ho avy aho Haiko fa tsapanao izany Yoh... Polyvalent music Flwlsgng