Skip to content

POIZINA

NOASY
Popularity ยท Low

Listen

YouTube

0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced

Lyrics

Manintona fijery Somary ratsy saina kely Rehefa milaza izy fa tia ahy Dia tsy manao tsianjery Lalao tsy misy farany Tiako ho lalaovanina mandrakizay Raha ny tantaranay Dihy tsy misy fitsipika Ny fiainantsika Teo ny tomany sy ny tsiky Misy mangidy kely ny paradisako Mpiray tsikombakomba Isan'andro vao miatomboka Androany iza indray no boka Poizina be anie tsika roa Poizina be ho an'zareo rehetra Poizina be anie tsika roa Poizina be ho an'zareo rehetra Reh manakoako Ny ranomasonao efa ritra Indro hanamboarako Fo vaovao tsy mety tritra Hajanoko eto ny fahoriana Eo amin'ny sisin'arabe Sy izay nanomezana tsiny Fa ny fontsika hanao fety be Poizina be anie tsika roa Poizina be ho an'zareo rehetra Poizina be anie tsika roa Poizina be ho an'zareo rehetra