Tandimerina, pt. 2
Samoela
Popularity ยท Low
Listen
YouTube
0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced
Lyrics
Falifaly be aho mahita anao anio Ravoravo be fa indro ankehitriny
Gagagaga ihany aho nahare fa ho avy ianao Hay tonga tokoa Ka
hosorana tantely sy dobera ary ve ianona e Sa whisky, sa labiera?
Fa mangimangididy indray ngamba ianona dia tonga Mangimangididy
indray dia mila fanafody Tsy ampy horokoroka Safosafo sy mamikely
indray ikala kely iny Dia tonga Mangimangididy indray ngamba ianona
dia tonga Mangimangididy indray dia mila fanafody Tsy ampy horokoroka
Safosafo sy mamikely indray ikala
serasera.
org/hira/samoela/tandimerina tononkira.
serasera.
org