Fiainan Antananarivo (Dama)
Various
Popularity ยท Low
Listen
YouTube
0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced
Lyrics
Manimanina ny any aminay izaho e
Manimanina te hody
Ny Foko izay malahelo
Tsy haiko ny hanaovana azy
Izaho tsy manam-bola
Handehanana hody
Izaho tsy manam-bola
Handehanana hody
Efa tonga efa elabe Izaho e.
Teto Antananarivo
Mikarama elabe izaho e
Teto Antananarivo
Nefa dia hatram'izao
Tsy nahaangona vola firy
Ny frais mbola tadiavina
Ka aleoko mijanona
Ny frais mbola tadiavina
Ka aleoko mijanona
Mahatsiaro ny any aminay aho ry Nama
Dia te hody dia te hody a
Mahatsiaro ny any aminay aho ry Nama
Dia te hody dia te hody a
Fiainan'Antaninarivo hiaraha-mahalala
Fa tsy mahatamana
Fiainan'Antaninarivo hiaraha-mahalala
Fa tsy te hahalala
Mitsakaraka vola isan'andro
Ka mandreraka ka mandreraka
Samy maka ho azy daholo
Tsisy iainana, tsisy iainana
รด ry Akamako a
Omeo courage aho
Fa mitady ho reraka
ร ry Akamako a
Omeo courage aho
Fa mitady ho reraka
ร ry Akamako a
Omeo courage aho
Mba ho entiko hiady a
ร ry Akamako a
Aza avela irery aho
Andao mba hiaraka a
ร ry Akamako a
Aza avela irery aho
Tsara raha miaraka
Manimanina ny any aminay izaho e
Manimanina te hody
Manimanina ny any aminay izaho e
Manimanina te hody
Ny foko izay malahelo
Tsy haiko ny hanaovana azy
Izaho tsy manam-bola
Handehanana hody
Izaho tsy manam-bola
Handehanana hody
(sioka)