Skip to content

Rainivoanjo

Popularity ยท Low

Listen

YouTube

0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced

Lyrics

Mafimafy ihany ho aho Izay niteraka an-dRAINIVOANJO a! RAINIVOANJO io, ilay bandy, ilay bandy Avy any aminay e! Lasa izy tamin'ny Atalata Nangalatra ny entan'ireo karana Ireo KARANA avy dia nitifitra azy Nitifitra azy Kanefa zalahy toa tsy nahavoa azy Tsy hainay izay hanaovany azy Lasa izy tamin'ny Alarobia Naka ny volanireo be vola Jiro mena avy hatrany dia nanenjika Nanenjika azy Kanefa zalahy toa tsy nahazo azy Tsy hainay izay hanaovany azy Saika nalefa any NOSY LAVA Hay ka nivadika bibilava RAINIVOANJO ihany zalahy ve No mahavita azy?