Skip to content

Roa Ho Iray

Popularity ยท Low

Listen

YouTube

0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced

Lyrics

Nihezaka teny foana aho Ny anatona anao Te hanarina ireo tsy nety Nandratra ny tao anatinao tao Mbola zaza fanahy aho tamin'ireny Tsy matotra na toetra na fiteny Ny ambo koa tsy voafehy Nandrava ny antsika Hay lay toerako tao aminao Tsy lasa fa mbola niandry F'ianao ninia tsy nampiseho hoe mbola tia Yeah Ka hiara-dalana indray Foa roa vaoavao no hitempo iray Hifampitantana ... Ka hiara-dalana indray Foa roa vaoavao no hitempo iray Hifampitantana ... Mandrakizay Tsy misy na ny iray aza hatramin'izao Nahafafa ny fitiavako tsy ho anao Ny hanitrao toa manaraka eny foana 'Reo nofy tsy ho tantaraiko intsony Hiriko hoe ny hisian'ny andro iray Hanorenantsika indray Ilay edena vaovao Lavitry ny adalana Hay lay toerako tao aminao Tsy lasa fa mbola miandry F'ianao ninia tsy nampiseho hoe mbola tia Yeah Ka hiara-dalana indray Foa roa vaoavao no hitempo iray Hifampitantana ... Ka hiara-dalana indray Foa roa vaoavao no hitempo iray Hifampitantana Mandrakizay ... Hifampitantana ... Ka hiara-dalana indray Foa roa vaoavao no hitempo iray Hifampitantana Mandrakizay... yeah