Skip to content

Sambonay

Samoela
Popularity ยท Low

Listen

YouTube

0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced

Lyrics

Sambonay mahazaka rano รดh! Gasilahy, tsy mitsoaka atambo รดh! Na tafiotra be mifafy, na orambe migafy Zahay mazaka, mahazaka jaly รดh! Sambonay tsy atelin'ny rano รดh! Kรดfboay tsy milefa angano รดh! Ka na gidra be ny ho avy Mila hery, mila sandry 'Zay mahasaky anabo hatrany รดh! Ka veriverenao zaho รดh! Ka ambanimbanianao zaho รดh! Fa zaho anie gasy, zay zatra miafy Na mora io, na mafy Ka rabirabianao zaho รดh! Ka haratsiratsianao zaho รดh! Fa zaho ngeh bandy, ary zaho mahatanty Na gidra io, na gafy Sambonay tsy afaranao รดh! Ny revinay koa tsy zakanao รดh! Ka aza mitsapa ny tsy tanty Na manongo ny efa maty Sao tsy ahazaka, foritihin'ny ampy รดh! Sambonay io, tsy sรดmainao รดh! Aponganay io, tsy velesinao Ka na hanopa, na hanozona Na haneso, sy hanapoizina Zay tsy hirona, fa manam-ยญpinoana