Skip to content
Lyric
Dive
Public playlists
My playlists
Search
Sign in
Boky vaovao - Version longue
Kemyrah
Popularity ยท Low
+
๐ฒ๐ฌ Malagasy ยท Original
0
0
Listen
YouTube
1
2
3
0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced
Lyrics
Original
Translation
Bilingual
Tsisy afaka ny hiteny ahy, sy handrara
Fa ny anatin'ny foko ianao ihany no mahalala azy
Tiako ianao, tiako ianao
Tsisy afaka ny hamaritra an'izay anjara
Dia za koa tsy hiady varotra no tsy hikafara
Hoe 'zaho no tokony anilanao
Sa izay ve ilay lahatra, sa ianao no tsy anjara
Nosoloiko ny boky raha izaho no nanao ny tantara
Nasiako ana, dia mba nasiako anao
Fitiavana be izay no natao kilalao
Aleo hijanona tsy hiodina ny tany e
Hanambarako ny fitiavako anao
Na dia efa haiko aza tsy hanova an'izay omaly e
Inty aho miaraka boky vaovao
Hainao, hainao, hainao, hainao
Tia anao zaho
Eny hoy aho, eny hoy aho, eny hoy aho
Lazao izay ao anatinao fa mihaino aho
Mihaino aho, mihaino aho
ย
De izaho hiady ho amin'izay anjaran-tsika
Nefa izaho ve hivavaka amin'izay ditran-tsika?
Tsy olana izany tsisy hidiranao
Aleo ny foko mba hipitrapitra
Diso fiantefa satria ianao tsy anjara
Ho dorako ny boky ilay namboariko ho anao
Ilay mba nasiako anร , sy ilay nasiako anao
Aleo hijanona any ho nofinofy tsotra izao
Aleo hijanona tsy hiodina ny tany e
Hanambarako ny fitiavako anao
Na dia efa haiko aza tsy hanova an'izay omaly e
Inty aho miaraka boky vaovao
Hainao, hainao, hainao, hainao
Tia anao zaho
Eny hoy aho, eny hoy aho, eny hoy aho
Lazao izay ao anatinao fa mihaino aho
Any aoriana any aho hitsiky hijery anao
Efa ho adinoko ilay ratram-poko
Mino aho fa tsy ho nenina ny ho tsapanao
ย
Aleo hijanona tsy hiodina ny tany e
Hanambarako ny fitiavako anao
Na dia efa haiko aza tsy hanova an'izay omaly e
Inty aho miaraka boky vaovao
Hainao, hainao, hainao, hainao
Tia anao zaho
Eny hoy aho, eny hoy aho, eny hoy aho
Lazao izay ao anatinao fa mihaino aho
ย
Hainao, hainao, hainao, hainao
ย