Skip to content

Tsy Irery

Popularity ยท Low

Listen

YouTube

0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced

Lyrics

Raha misy ny manjo Ianao marary fo Rehefa ianao mitomany Antsoy aho Raha toa solafaka Rehefa ianao te hiresaka Fa izay no ma namana Antsoy aho Namako o Hainao fa 'zah tsy manary Na mitomany na faly Eto aho Havako o Hainao fa 'zah tsy manary Na mitomany na faly Eto aho Tsarovy fa ianao tsy irery Ianao tsy irery Tsarovy fa ianao tsy irery oa Fa 'zah tsy manary anao Tsarovy fa ianao tsy irery Ianao tsy irery Tsarovy fa ianao tsy irery oa Fa izaho eto Eto ho eto Fa izaho eto Eto ho eto Fa izaho eto Eto ho eto Fa izaho eto Eto ho eto Raiso ny tanako Ianao raha sendra lavo Ianao aza be ambom-po Antsoy aho Lazao ahy raha marary Ambarao ny tsy mety Eto aho hanambitamby Antsoy aho Namako o Hainao fa 'zah tsy manary Na mitomany na faly Eto aho Havako o Hainao fa 'zah tsy manary Na mitomany na faly Eto aho Tsarovy fa ianao tsy irery Ianao tsy irery Tsarovy fa ianao tsy irery oa Fa 'zah tsy manary anao Tsarovy fa ianao tsy irery Ianao tsy irery Tsarovy fa ianao tsy irery oa Fa izaho eto Eto ho eto Fa izaho eto Eto ho eto Fa izaho eto Eto ho eto Fa izaho eto Eto ho eto Ooo tsy hanary anao izany Izaho ty tsy hanary anao izany Ooo tsy hanary anao izany Izaho ty tsy hanary anao izany Ooo tsy hanary anao izany Izaho ty tsy hanary anao izany Ooo tsy hanary anao izany Izaho ty tsy hanary anao izany