Skip to content
Lyric
Dive
Public playlists
My playlists
Search
Sign in
Belek
RNDR.
Popularity ยท Low
+
๐ฒ๐ฌ Malagasy ยท Original
0
0
Listen
YouTube
1
2
3
0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced
Lyrics
Original
Translation
Bilingual
Ny amboara mila mody any an-trano
Tsy moa ve mandoro ah tairo andramo
Nangina kely tsy hoe naka bahana fa rap sy-ga zao lasa mahakamo
Fa tsy hain'reo dia aleo hanaovako azy
Hafa iany ah refa eo ambony mic
Full black, full nike
Na dia lesbi nahita anay nanaiky
Tsy manao rap comedie
Tsy mila laza tsy mila rap hatsikana
N'iza n'iza rapaitsika na mbola firy firy mbola zakatsika
Tsy anatin'ny movie
Tsika tsy mitovy
Maloto ny son anay diovy
Tsy anatin'ny movie
Tairo mihatakataka
Ny tess tataka
Tazy mi-pop fa minono lataka
Reo tsy hita anatin'ny ady tsisy fatako
Maloto ny inspi madio ny katako
Manivatsiva anaty surface tsy mitata fa jereo ny hinanako azy
Tsisy mihoatra anay anaty rap gasy
12 mesure solona vava-basy
Tsy mitrerona ambony prod ny รฉquipe 'tru nenah doniko miadana
Ra daR ny rรจgle an'ny rap sy-ga efa hainao hoe iza no dadany
Aza mody manontany efa hainao ny tompony
Tsy hainao ny rap fa vava no akombona
Anontanio rafotsy hoe iza le RND nigga sura ah fa kobony
BELEK
Mitotona akist belek
Na be j'adore na be like
Zay ratsy fihetsika aty de vo-sรฉlec
Tompo o mangataka ah apio ny advรฉ
Lasa maivana loatra tsy ahitako fafiny
Gang daoly any anaty clip fa vo mandeha solo de manao akiafina bitch
BELEK
Mitotona akist belek
Na be j'adore na be like
Zay ratsy fihetsika aty de vo-sรฉlec
Tompo o mangataka ah apio ny advรฉ
Lasa maivana loatra tsy ahitako fafiny
Gang daoly any anaty clip fa vo mandeha solo de manao akiafina boy
Tsisy anatra ny hirako
Guerre isan'andro otran'ny Irak
Mitotona anaty dm daoly tsy ilaiko fa aleo aloha ifirako
Efa ainao amle fomba fihirako
Tsy commerciale ny thรจme
Fuck reo MC taraiky anaty fb zahay tsy miaina amin'ny fatina j'aime
Badass otran'i Poutine, concu otran'ny bounty
Vo-cres de pรขtรฉ message efa routine
Verrouillรฉe ny cible shooting
Hafa mihitsy ny tactique
Tsy zakan'reo raha mi-attaque tsika
Ny aty tsy akitsiky
Zay ko rombotra, voraka ny any maheno anle thack - thick
Raha fihavanana miaiky ah
Molo molo fa tsy maika
Ambony ambany ny anay nike air jo-jo
Ny apis rehetra manaiky
Aivr tsy mila fake
Fuck ny akama nanary
Le sipa nandร ah taloha zao miangavy hoe
Tairo ono zah Rindra ataovy marary
Concu' lemako otran'ny tsoutsou vas-y
Fuego no manao coucou tazy
Miresaka nefa vo kobo eo dia vita ny รฉquipe amin'ny fomba tsotsotra
Feno fake zao le tambazotra
Aleoko iany ono RNDR
Mitory fitiavana aty reo tsy ilaiko
Petahako vu na hoe MDR
BELEK
Mitotona akist belek
Na be j'adore na be like
Zay ratsy fihetsika aty de vo-sรฉlec
Tompo o mangataka ah apio ny advรฉ
Lasa maivana loatra tsy ahitako fafiny
Gang daoly any anaty clip fa vo mandeha solo de manao akiafina bitch
BELEK
Mitotona akist belek
Na be j'adore na be like
Zay ratsy fihetsika aty de vo-sรฉlec
Tompo o mangataka ah apio ny advรฉ
Lasa maivana loatra tsy ahitako fafiny
Gang daoly any anaty clip fa vo mandeha solo de manao akiafina
ย