Skip to content

Mahatalanjona

Nate Tex
Popularity ยท Low

Listen

YouTube

0:00 / 0:00
Loading YouTube player...
Lyrics offset
Synced

Lyrics

Tsy haiko aloha ny anao fa ny amiko efa lafatra Ra fitiavana no resaka dia feno be dia be Satry foana anie ry tiako hiala sasatra Hamihina ny vatanao handray dia hanome Hizara fitia Eo anilanao no tiako hisy ahy Eo akaikinao no mahatsara ahy Hiriako ho doria Ny ahy sy ianao fa 'zao Matalanjona ahy foana Ilay isika roa rehefa mihaona Fidoboky ny fo To lasa iray ilay roa Eoahhh Raha tsapanao ny tsapako Fihino ary ny tanako Avia an-tratrako, ho lasa iray ilay roa Eoahhh Dia tsy andry foana hoe rahoviana indray no hiaraka Hibanjina ny hakantonao, ilay hatsaran-tarehy Tsongotsongonao toa lasa fahazarana Nitondra tsirom-piainana Hafenoina tsy anindroa Fa hainao ny mizara Hainao koa ny mitร na Mitahiry ireo tsiambarateloko Matalanjona ahy foana Ilay isika roa rehefa mihaona Fidoboky ny fo To lasa iray ilay roa Eoahhh Raha tsapanao ny tsapako Fihino ary ny tanako Avia an-tratrako, ho lasa iray ilay roa Eoahhh